Sehatra Nasionaly Fitorohana
Sehatra an-tserasera fitorohana tranga herisetra sy fikarohana olona tsy hita

Ampahafantaro ny tranga ary araho ny fizotry ny raharaha miaraka amin'ny BFP.

Misy tranga tianao hatao tatitra ve ?
Ity sehatra ofisialy ity dia ahafahanao manao tatitra am-pilaminana sy am-pitokisana momba ireo tranga herisetra, ankizy very ary olona tsy hita.

Plateforme sécurisée de la Police Nationale Malagasy

🔒 Vos informations sont strictement confidentielles
Arovana tanteraka ny mombamomba anao

Ny Fanoloran-tenanay

Polisy Nasionaly Malagasy - Brigade Féminine de Police

Andao hiaraka hanangana ho avy lavitry ny herisetra

Logo Police Nationale
Logo Brigade Féminine de Police

Fiarovana

Fiarovana ny voa herisetra, ny ankizy ary ny olona marefo.

Firaisankina

Sehatra tserasera ho an'ny fanompoana ny vahoaka.

Fikarohana

Fanampiana amin'ny fikarohana ny olona very.

Ny filaminana ara-tserasera ho an'ny vahoaka

— Ministère de la Sécurité Publique —